-
Josoa 10:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia ren’i Adoni-zedeka mpanjakan’i Jerosalema fa efa nobaboin’i Josoa sy naringany tanteraka+ i Ay,+ ary toy ny nanaovany an’i Jeriko+ sy ny mpanjakany+ ihany no nanaovany an’i Ay sy ny mpanjakany.+ Reny koa fa efa nanaiky hihavana tamin’ny Israely+ ny mponin’i Gibeona ka nitoetra teo amin’izy ireo.
-