1 Samoela 27:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary niakatra i Davida sy ny olony mba hanafika ny Gesorita+ sy ny Girzita ary ny Amalekita,+ izay nonina tao amin’ny faritra nanomboka tany Telama+ ka hatrany Sora+ ary nipaka hatrany Ejipta.
8 Ary niakatra i Davida sy ny olony mba hanafika ny Gesorita+ sy ny Girzita ary ny Amalekita,+ izay nonina tao amin’ny faritra nanomboka tany Telama+ ka hatrany Sora+ ary nipaka hatrany Ejipta.