FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ireto avy ireo firenena ireo: Ny andriana dimy mpiray dinan’ny+ Filistinina,+ ny Kananita+ rehetra, ary ny Sidonianina+ sy ny Hivita+ nonina tany an-tendrombohitra Libanona,+ nanomboka tany an-tendrombohitra Bala-hermona+ ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata.+

  • 1 Samoela 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Koa hoy ny Filistinina: “Inona no fanatitra noho ny heloka tokony haterinay any aminy?” Dia hoy ireo: “Hemoroida volamena dimy sy voalavo mpitsambikina dimy vita amin’ny volamena, araka ny isan’ny andriana mpiray dinan’ny Filistinina.+ Mitovy ihany mantsy ny loza manjo anareo rehetra sy ireo andriana mpiray dina eo aminareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara