Nomery 32:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 afa-tsy i Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita sy Josoa+ zanak’i Nona. Izy roa lahy no nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo.’ Josoa 15:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia namabo an’ilay tanàna i Otniela,+ zanak’i Kenaza,+ rahalahin’i Kaleba. Koa nomen’i Kaleba azy i Aksa+ zanany vavy ho vadiny.
12 afa-tsy i Kaleba+ zanak’i Jefone Kenizita sy Josoa+ zanak’i Nona. Izy roa lahy no nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo.’
17 Dia namabo an’ilay tanàna i Otniela,+ zanak’i Kenaza,+ rahalahin’i Kaleba. Koa nomen’i Kaleba azy i Aksa+ zanany vavy ho vadiny.