Josoa 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 dia nitohy hatrany amin’ny ilany avaratra amin’ny tehezan’i Beti-hogla,+ ka nifarana tany amin’ny helodrano avaratra amin’ny Ranomasin-tsira,+ eo amin’ny farany atsimo amin’i Jordana. Izany no sisin-tany atsimo.
19 dia nitohy hatrany amin’ny ilany avaratra amin’ny tehezan’i Beti-hogla,+ ka nifarana tany amin’ny helodrano avaratra amin’ny Ranomasin-tsira,+ eo amin’ny farany atsimo amin’i Jordana. Izany no sisin-tany atsimo.