FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 18:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Zela,+ Ha-elefa, Jebosa, izany hoe Jerosalema,+ sy Gibea,+ ary Kiriata, dia tanàna efatra ambin’ny folo mbamin’ny tanàna keliny.

      Izany no lovan’ny taranak’i Benjamina, araka ny fianakaviany avy.+

  • Mpitsara 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary tsy noroahin’ny taranak’i Benjamina ny Jebosita nonina tao Jerosalema,+ fa mbola miara-monina amin’izy ireo ao ihany mandraka androany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara