FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy nety nijanona intsony anefa ralehilahy, fa nitsangana ihany ka nandeha, ary tonga hatrany amin’ny tandrifin’i Jebosa,+ izany hoe Jerosalema.+ Ary niaraka taminy ireo ampondralahy roa efa nisy lasely, ary koa ilay vadikeliny sy ilay mpanompony.

  • 2 Samoela 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nankany Jerosalema ny mpanjaka sy ny olony mba hanafika an’ireo Jebosita+ nonina tao amin’ilay tany. Ary hoy ny Jebosita tamin’i Davida: “Tsy ho tafiditra eto ianao, fa ny jamba sy ny kilemaina no hisakana anao.”+ Nieritreritra mantsy izy ireo hoe: “Tsy ho tafiditra eto i Davida.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara