Eksodosy 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mankanesa any amin’ny vahoaka, ary hamasino izy ireo anio sy rahampitso, ary asaivo manasa ny lamba fitafiny.+ Levitikosy 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “‘Hamasino ny tenanareo, ary aoka ho masina ianareo,+ satria izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
10 Ary hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Mankanesa any amin’ny vahoaka, ary hamasino izy ireo anio sy rahampitso, ary asaivo manasa ny lamba fitafiny.+