FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 21:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Aina+ sy ny kijanany, Jota+ sy ny kijanany, ary Beti-semesy+ sy ny kijanany. Koa tanàna sivy no avy tamin’ireo foko roa ireo.

  • 1 Samoela 6:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary nizotra nahitsy tamin’ny lalana nankany Beti-semesy+ ireo omby. Dia nandeha tamin’ny lalambe iray ihany izy ireo ka nitrena teny an-dalana, ary tsy nivily niankavanana na niankavia. Nanaraka an’ireo omby hatrany amin’ny sisin-tanin’i Beti-semesy ireo andriana mpiray dinan’ny Filistinina.+

  • 2 Mpanjaka 14:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tsy nanaiky anefa i Amazia.+

      Niakatra àry i Joasy mpanjakan’ny Israely, ka nifanandrina+ tany Beti-semesy+ any Joda izy ireo, dia izy sy Amazia mpanjakan’ny Joda.

  • 1 Tantara 6:59
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 59 Asana+ sy ny kijanany, ary Beti-semesy+ sy ny kijanany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara