FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 14:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Koa nidina ny Amalekita+ sy ny Kananita izay nonina teo amin’izany tendrombohitra izany, ka namely sy nanaparitaka azy ireo hatrany Horma.+

  • Deoteronomia 1:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Kanjo nivoaka hifanandrina taminareo ny Amorita, izay nonina tany amin’ilay tendrombohitra, ka nanenjika anareo+ toy ny tantely, ary nanaparitaka anareo tany Seira ka hatrany Horma.+

  • Josoa 19:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Eltolada,+ Betola, Horma,

  • Mpitsara 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Niara-nandeha tamin’ny fokon’i Joda ny fokon’i Simeona rahalahiny, mba hamely ny Kananita nonina tany Zefata. Dia naringany tanteraka+ ilay tanàna, ka nantsoina hoe Horma.*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara