31 Taorian’izay, dia nidina ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, ary nibata azy ka nitondra azy niakatra, dia nandevina azy teo anelanelan’i Zora+ sy Estaola,+ tao amin’ny fasan’i Manoa+ rainy. Ary efa nitsara ny Israely roapolo taona izy.+