FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary niakatra avy tao an-tanànany isan-taona ralehilahy mba hiankohoka+ sy hanao sorona ho an’i Jehovah Tompon’ny tafika, tao Silo.+ Mpisoron’i Jehovah+ tao ny zanak’i Ely roa lahy, dia i Hofinia sy Finehasa.+

  • 1 Samoela 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa rehefa tonga tao an-toby ny olona, dia hoy ny anti-panahin’ny Israely: “Nahoana no nataon’i Jehovah resy teo anoloan’ny Filistinina isika androany?+ Andao halaintsika avy any Silo ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah,+ mba ho eto amintsika ka hamonjy antsika eo am-pelatanan’ny fahavalontsika.”

  • Salamo 78:60
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 60 Farany, dia nafoiny ilay tranolay tao Silo,+

      Dia ilay tranolay nonenany teo amin’ny olombelona.+

  • Jeremia 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘Mandehana any Silo,+ any amin’ilay toerana nampitoerako ny anarako tamin’ny voalohany,+ ka jereo ny nataoko taminy noho ny faharatsian’ny Israely oloko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara