Josoa 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nosoritana nanomboka teo an-tampon’ilay tendrombohitra ka hatrany amin’ny loharanon’i Neftoa+ ilay sisin-tany, ary nivoaka nankany amin’ireo tanàna teny amin’ny Tendrombohitra Efrona, ka nitohy hatrany Bala,+ izany hoe Kiriata-jearima,+
9 Ary nosoritana nanomboka teo an-tampon’ilay tendrombohitra ka hatrany amin’ny loharanon’i Neftoa+ ilay sisin-tany, ary nivoaka nankany amin’ireo tanàna teny amin’ny Tendrombohitra Efrona, ka nitohy hatrany Bala,+ izany hoe Kiriata-jearima,+