FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 28:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia niangona ny Filistinina, ary tonga tao Sonema+ ka nanangana toby tao. Koa novorin’i Saoly ny Israely rehetra, ary nanangana toby tao Gilboa+ izy ireo.

  • 1 Mpanjaka 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nitady zazavavy tsara tarehy tany amin’ny faritra rehetra eran’i Israely izy ireo, ka nahita an’i Abisaga+ Sonemita+ tamin’ny farany. Dia nentiny tany amin’ny mpanjaka izy.

  • 1 Mpanjaka 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hoy i Adonia: “Mba mitenena re, azafady, amin’i Solomona Mpanjaka fa tsy handa anao izy e! Mba asaivo homeny ho vadiko i Abisaga+ Sonemita.”+

  • 2 Mpanjaka 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nandalo tao Sonema+ i Elisa indray andro. Nisy vehivavy nanan-kaja tao, ary nanery+ an’i Elisa hisakafo izy. Koa isaky ny nandalo i Elisa, dia nivily mba hisakafo tao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara