FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 17:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia nomen’i Mika fahefana+ ho mpisorony+ sy hipetraka ao an-tranony ilay Levita.

  • Mpitsara 18:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa hoy kosa ireo taminy: “Mangìna! Tampeno amin’ny tananao ny vavanao, ary andao hiaraka aminay, ka aoka ianao ho rainay+ sy ho mpisoronay.+ Fa iza no tianao: Mbola ho mpisorona ho an’ny ankohonan’olona iray,+ sa ho mpisorona ho an’ny foko sy fianakaviambe iray eo amin’ny Israely?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara