FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa niakatra izy ireo ka nijery taratra an’ilay tany, hatrany amin’ny tany efitr’i Zina+ ka hatrany Rehoba,+ eo amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata.+

  • 2 Samoela 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hitan’ny taranak’i Amona fa nanjary halan’i+ Davida izy ireo. Koa naniraka olona izy ireo hanakarama ny Syrianina tany Beti-rehoba+ sy tany Zoba,+ dia lehilahy roa alina nandeha an-tongotra, sy ny mpanjakan’i Maka+ niaraka tamin’ny arivo lahy, mbamin’i Istoba niaraka tamin’ny lehilahy roa arivo sy iray alina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara