Genesisy 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Rahely: “Efa nitsara ahy Andriamanitra+ sady nihaino ny feoko, ka nanome ahy zazalahy.” Izany no nanaovany ny anarany hoe Dana.+ Genesisy 32:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary hoy ralehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona+ tamin’Andriamanitra sy tamin’olona ianao, ka nandresy.”
6 Dia hoy i Rahely: “Efa nitsara ahy Andriamanitra+ sady nihaino ny feoko, ka nanome ahy zazalahy.” Izany no nanaovany ny anarany hoe Dana.+
28 Ary hoy ralehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona+ tamin’Andriamanitra sy tamin’olona ianao, ka nandresy.”