FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 16:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nalain’i Saray vadin’i Abrama, i Hagara mpanompovaviny ejipsianina, ka nomeny ho vadin’i Abrama.+ Efa folo taona nipetrahana tao amin’ny tany Kanana i Abrama tamin’izay.

  • Eksodosy 21:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Raha tsy mahafinaritra ny tompony ilay mpanompovavy ka tsy alainy ho vadikely+ fa itadiavany olona hanavotra, dia tsy ho azony amidy amin’ny hafa firenena izy, satria nofitahiny.

  • 2 Samoela 5:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nandritra izany fotoana izany, dia naka vadikely+ sy vady+ hafa koa tao Jerosalema i Davida, rehefa tonga avy tany Hebrona. Ary mbola niteraka zazalahy sy zazavavy hafa koa i Davida.

  • 2 Tantara 11:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary tian’i Rehoboama kokoa noho ny vadiny sy ny vadikeliny rehetra+ i Maka zafikelin’i Absaloma. Naka vady valo ambin’ny folo sy vadikely enimpolo mantsy izy, ka niteraka zazalahy valo amby roapolo sy zazavavy enimpolo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara