Genesisy 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary haka mofo aho, dia mihinàna mba ho voky,+ ary avy eo dia mahazo mandeha ianareo. Izany mantsy no antony andalovanareo eto amin’ny mpanomponareo.” Dia hoy ireo: “Eny àry. Ataovy araka izany nolazainao izany.”
5 Ary haka mofo aho, dia mihinàna mba ho voky,+ ary avy eo dia mahazo mandeha ianareo. Izany mantsy no antony andalovanareo eto amin’ny mpanomponareo.” Dia hoy ireo: “Eny àry. Ataovy araka izany nolazainao izany.”