FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 4:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa namidin’i Jehovah+ teo an-tanan’i Jabina mpanjakan’i Kanana izy ireo. Nanjaka tao Hazora+ i Jabina. Ary i Sisera,+ izay nonina tao Harosetan’ireo+ firenena, no lehiben’ny tafiny.

  • Salamo 44:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ataonao varo-boba ny olonao,+

      Ary tsy ahazoanao tombony akory ny vidiny.

  • Isaia 50:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Izao no nolazain’i Jehovah: “Aiza izay taratasy fisaraham-panambadiana+ nomeko an-dreninareo izay noroahiko?+ Iza tamin’ireo nitrosako no nivarotako anareo?+ Noho ny fahadisoanareo+ ihany no nivarotana anareo, ary noho ny helokareo ihany no nandroahana an-dreninareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara