Levitikosy 26:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary halefako ho eo aminareo ny bibidia,+ ka hataony fongana ny zanakareo,+ ary haringany ny biby fiompinareo. Ary hataony vitsy sisa ianareo, ka tsy hisy olona ny lalambenareo.+ Isaia 33:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanjary aolo ny lalambe,+ ary tsy misy mpandeha intsony eny an-dalana.+ Nivadika tamin’ny fifanekena ny fahavalo,+ sady nanao tsinontsinona an’ireo tanàna,+ ary tsy niraharaha olona.+
22 Ary halefako ho eo aminareo ny bibidia,+ ka hataony fongana ny zanakareo,+ ary haringany ny biby fiompinareo. Ary hataony vitsy sisa ianareo, ka tsy hisy olona ny lalambenareo.+
8 Nanjary aolo ny lalambe,+ ary tsy misy mpandeha intsony eny an-dalana.+ Nivadika tamin’ny fifanekena ny fahavalo,+ sady nanao tsinontsinona an’ireo tanàna,+ ary tsy niraharaha olona.+