Salamo 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny sasany miresaka momba ny kalesin’adiny, ary ny hafa miresaka momba ny soavaly,+Fa izahay kosa hiresaka momba ny anaran’i Jehovah Andriamanitray.+ Salamo 147:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy ny tanjaky ny soavaly no mahafinaritra azy,+Ary tsy ny hafainganan-tongotry ny olona no ankasitrahany.+ Ohabolana 21:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Voaomana ho amin’ny andro fiadiana ny soavaly,+ fa avy amin’i Jehovah kosa ny famonjena.+ Isaia 5:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa voaranitra ny zana-tsipìkany, ary efa voaisy tady ny tsipìkany rehetra.+ Ho mafy toy ny vatoafo ny kitron-tsoavaliny,+ ary hiriotra toy ny tafio-drivotra ny kodiaran-kalesiny.+
7 Ny sasany miresaka momba ny kalesin’adiny, ary ny hafa miresaka momba ny soavaly,+Fa izahay kosa hiresaka momba ny anaran’i Jehovah Andriamanitray.+
10 Tsy ny tanjaky ny soavaly no mahafinaritra azy,+Ary tsy ny hafainganan-tongotry ny olona no ankasitrahany.+
28 Fa voaranitra ny zana-tsipìkany, ary efa voaisy tady ny tsipìkany rehetra.+ Ho mafy toy ny vatoafo ny kitron-tsoavaliny,+ ary hiriotra toy ny tafio-drivotra ny kodiaran-kalesiny.+