Genesisy 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Taorian’izany, dia niainga i Jakoba ka nankany amin’ny tanin’ny Tatsinanana.+ Mpitsara 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary tany Karkora i Zebaha sy Zalmona,+ mbamin’ny miaramilany dimy arivo sy iray alina teo ho eo, izay sisa tavela tamin’ny tafiky ny Tatsinanana manontolo,+ fa efa maty ny roa alina sy iray hetsy izay samy lehilahy mpitan-tsabatra.+ 1 Mpanjaka 4:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary ny fahendren’i Solomona dia nihoatra+ noho ny fahendren’ny Tatsinanana+ rehetra sy ny fahendrena rehetra nananan’ny Ejipsianina.+
10 Ary tany Karkora i Zebaha sy Zalmona,+ mbamin’ny miaramilany dimy arivo sy iray alina teo ho eo, izay sisa tavela tamin’ny tafiky ny Tatsinanana manontolo,+ fa efa maty ny roa alina sy iray hetsy izay samy lehilahy mpitan-tsabatra.+
30 Ary ny fahendren’i Solomona dia nihoatra+ noho ny fahendren’ny Tatsinanana+ rehetra sy ny fahendrena rehetra nananan’ny Ejipsianina.+