FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary niakatra avy tany Gilgala+ ilay anjelin’i Jehovah+ ka nankany Bokima,+ ary nilaza hoe: “Nitondra anareo niakatra avy tany Ejipta aho ka nampiditra anareo ho eto amin’ity tany nianianako tamin’ny razanareo ity.+ Niteny koa aho hoe: ‘Tsy hivadika amin’ny fifanekena nataoko taminareo mihitsy aho.+

  • Salamo 78:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Ary nentiny nandeha toy ny andian’ondry ny vahoakany,+

      Ka notarihiny toy ny andiam-biby, tany an-tany efitra.+

  • Salamo 136:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia Ilay nitondra ny Israely nivoaka avy teo amin’ny Ejipsianina:+

      Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara