Genesisy 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa lasa haingana i Abrahama nankao an-tranolay tao amin’i Saraha, ka niteny hoe: “Makà haingana lafarinina tsara toto intelon’ny seha,* ka volavolao ny koba, dia manaova mofo boribory.”+
6 Koa lasa haingana i Abrahama nankao an-tranolay tao amin’i Saraha, ka niteny hoe: “Makà haingana lafarinina tsara toto intelon’ny seha,* ka volavolao ny koba, dia manaova mofo boribory.”+