Genesisy 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hitan’ilay anjelin’i Jehovah+ teo akaikin’ny loharano iray tany an-tany efitra i Hagara. Teo amin’ny lalana mankany Sora+ io loharano io. Genesisy 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary niantso ny anaran’i Jehovah izay niteny taminy, i Hagara, ka nanao hoe: “Andriamanitra mahita+ ianao.” Hoy mantsy izy: “Teto tokoa ve no nijereko an’ilay mahita ahy?” Genesisy 32:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Farany, dia i Jakoba irery no nijanona teo. Ary nisy lehilahy nifampitolona taminy, mandra-pahazava ratsin’ny andro.+ Genesisy 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa nataon’i Jakoba hoe Peniela+ ny anaran’ilay toerana, satria hoy izy: “Efa nifanatri-tava tamin’Andriamanitra aho, nefa voavonjy ny aiko.”+ Mpitsara 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia hoy i Manoa tamin’ny vadiny: “Ho faty+ tokoa isika, satria Andriamanitra no efa hitantsika.”+ Lioka 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Taitra izy nahita izany, ka raiki-tahotra.+
7 Ary hitan’ilay anjelin’i Jehovah+ teo akaikin’ny loharano iray tany an-tany efitra i Hagara. Teo amin’ny lalana mankany Sora+ io loharano io.
13 Ary niantso ny anaran’i Jehovah izay niteny taminy, i Hagara, ka nanao hoe: “Andriamanitra mahita+ ianao.” Hoy mantsy izy: “Teto tokoa ve no nijereko an’ilay mahita ahy?”
24 Farany, dia i Jakoba irery no nijanona teo. Ary nisy lehilahy nifampitolona taminy, mandra-pahazava ratsin’ny andro.+
30 Koa nataon’i Jakoba hoe Peniela+ ny anaran’ilay toerana, satria hoy izy: “Efa nifanatri-tava tamin’Andriamanitra aho, nefa voavonjy ny aiko.”+