21 Iza moa no namono an’i Abimeleka+ zanak’i Jerobeseta?+ Tsy vehivavy ve no naka vato fikosoham-bary, ary nanjera izany taminy+ avy teny an-tampon’ny manda, ka maty tao Tebeza+ izy? Koa nahoana ianareo no nanakaiky loatra ny manda?’, dia lazao hoe: ‘Maty koa i Oria Hetita mpanomponao.’”+