FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 17:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa nahazo anjara tamin’ny antsapaka ny taranak’i Manase sisa, araka ny fianakaviany avy, dia ny taranak’i Abi-ezera,+ ny taranak’i Heleka,+ ny taranak’i Asriela, ny taranak’i Sekema,+ ny taranak’i Hefera, ary ny taranak’i Semida.+ Ireo no taranak’i Manase zanak’i Josefa, dia ny lahy araka ny fianakaviany avy.

  • Mpitsara 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Farany, dia hoy i Gideona tamin’ireo: “Fa inona moa no mba vitako raha ampitahaina amin’ny vitanareo?+ Tsy ny sisam-boaloboka notazan’ny Efraimita+ aza ve no tsara kokoa noho ny voaloboka rehetra notazan’ny Abi-ezerita?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara