Genesisy 24:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa rehefa avy nisotro rano ny rameva, dia nalain-dralehilahy ny kavin’orona+ volamena iray nilanja antsasa-tsekely,* mbamin’ny brasele+ roa nilanja sekely volamena folo, hatao amin’ny tanan’ilay tovovavy.
22 Koa rehefa avy nisotro rano ny rameva, dia nalain-dralehilahy ny kavin’orona+ volamena iray nilanja antsasa-tsekely,* mbamin’ny brasele+ roa nilanja sekely volamena folo, hatao amin’ny tanan’ilay tovovavy.