6 Koa nifoha maraina izy ireo ny ampitson’iny, ary nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana. Dia nipetraka hihinana sy hisotro ny olona, ary avy eo dia nitsangana hifalifaly.+
8 Eo amin’ny fitafiana nalaina ho antoka izy no mitsilailay+ eo anilan’ny alitara+ rehetra. Ny divay vidiny avy amin’ny vola aloan’ny olona ampandoaviny sazy, no sotroiny ao an-tranon’ireo andriamaniny.’+