Mpitsara 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ianareo izay mitaingina ampondravavy mena somary mavo,+Ianareo izay mipetraka eo ambony karipetra mirenty,Ary ianareo izay mandeha eny an-dalana,Mandiniha!+ Mpitsara 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nanan-janakalahy efapolo sy zafikely lahy telopolo izy. Ary nitaingina ampondra+ fitopolo ireo. Ary nitsara ny Israely valo taona i Abdona.
10 Ianareo izay mitaingina ampondravavy mena somary mavo,+Ianareo izay mipetraka eo ambony karipetra mirenty,Ary ianareo izay mandeha eny an-dalana,Mandiniha!+
14 Nanan-janakalahy efapolo sy zafikely lahy telopolo izy. Ary nitaingina ampondra+ fitopolo ireo. Ary nitsara ny Israely valo taona i Abdona.