FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 16:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary nivory ireo andriana mpiray dinan’ny Filistinina mba hanao sorona lehibe ho an’i Dagona+ andriamaniny sy hifaly. Ary hoy izy ireo: “Efa natolotry ny andriamanitsika eto an-tanantsika i Samsona fahavalontsika!”+

  • 1 Samoela 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nony nifoha maraina koa izy ireo ny ampitson’iny, dia nahita an’i Dagona nianjera nihohoka tamin’ny tany indray, teo an-tokonam-baravarana, teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah, sady tapaka ny lohany sy ny felatanany roa,+ ka ny tapany toy ny trondro ihany sisa tavela.

  • 2 Mpanjaka 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary i Ahazia dia nianjera+ avy teo amin’ny makarakaran’ny efitranony tany an-tampon-trano+ tao Samaria, ka narary. Koa nandefa iraka izy, ka nanao tamin’ireo hoe: “Mandehana, anontanio+ i Bala-zeboba+ andriamanitr’i Ekrona,+ raha ho sitrana amin’izao aretina izao aho, na tsia.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara