Nomery 21:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa nalain’ny Israely ireny tanàna rehetra ireny. Ary nonenan’ny Israely ny tanàna rehetran’ny Amorita,+ dia i Hesbona+ sy ny tanàna rehetra niankina taminy. Salamo 135:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia i Sihona mpanjakan’ny Amorita+Sy Oga mpanjakan’i Basana+Ary ny fanjakana rehetra tao Kanana.+
25 Koa nalain’ny Israely ireny tanàna rehetra ireny. Ary nonenan’ny Israely ny tanàna rehetran’ny Amorita,+ dia i Hesbona+ sy ny tanàna rehetra niankina taminy.