5 Ary haka mofo aho, dia mihinàna mba ho voky,+ ary avy eo dia mahazo mandeha ianareo. Izany mantsy no antony andalovanareo eto amin’ny mpanomponareo.” Dia hoy ireo: “Eny àry. Ataovy araka izany nolazainao izany.”
18 Koa aza miala eto, azafady, mandra-piveriko eto aminao,+ fa haka fanomezana aho mba hoentiko eto anatrehanao.”+ Dia hoy izy: “Hipetraka eto foana aho mandra-piverinao.”