FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 32:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia nanontany i Jakoba hoe: “Mba lazao amiko àry ny anaranao.” Fa hoy ralehilahy: “Nahoana no anontanianao ny anarako?”+ Dia nitso-drano azy teo izy.

  • Mpitsara 13:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia lasa nilaza tamin’ny vadiny ravehivavy hoe: “Nisy lehilahin’Andriamanitra tonga teo amiko. Sahala amin’ny anjelin’Andriamanitra+ no fahitako azy, sady nampahatahotra be.+ Tsy nanontaniako azy izay toerana niaviany, ary tsy nolazainy tamiko koa ny anarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara