FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia nihalehibe i Samoela, ka nomba azy i Jehovah.+ Ary tsy nisy navelany ho raraka an-tany ny teniny rehetra.+

  • Lioka 1:80
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 80 Ary nitombo hatrany ilay zaza+ ka nihamato-tsaina, ary nitoetra tany an-tany efitra izy mandra-pisehony an-karihary tamin’ny Israely.

  • Lioka 2:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Ary nihanitombo fahendrena i Jesosy,+ sady nihalehibe, ary nihanahazo sitraka tamin’Andriamanitra sy ny olona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara