FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Hanompo ny fahavalonao+ izay halefan’i Jehovah hiady aminao ianao, na dia noana+ sy mangetaheta aza, sady mitanjaka sy tsy manana na inona na inona. Ary hasiany zioga vy eo amin’ny vozonao, mandra-pandringany tanteraka anao.+

  • Mpitsara 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny zanak’Israely,+ ka natolotr’i Jehovah teo an-tanan’ny Filistinina+ efapolo taona.

  • Mpitsara 15:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa lehilahy telo arivo avy tamin’ny fokon’i Joda no nidina tany an-tsefatsefaky ny harambaton’i Etama,+ ka nanao tamin’i Samsona hoe: “Tsy fantatrao angaha fa ny Filistinina no mpitondra antsika?+ Koa inona izao nataonao taminay izao?” Dia hoy izy tamin’ireo: “Izay nataony tamiko ihany no nataoko taminy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara