Eksodosy 22:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Aza mampijaly na mampahory ny mpivahiny,+ fa ianareo koa efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany.+ Eksodosy 23:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ary aza ampahorina ny mpivahiny,+ fa fantatrareo tsara izay tsapan’ny mpivahiny, satria ianareo efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany.+ Levitikosy 19:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tokony hataonareo toy ny teratany eo aminareo ihany ny vahiny monina eo aminareo. Ary tiavo tahaka ny tenanao izy,+ fa efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany koa ianareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.
9 “Ary aza ampahorina ny mpivahiny,+ fa fantatrareo tsara izay tsapan’ny mpivahiny, satria ianareo efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany.+
34 Tokony hataonareo toy ny teratany eo aminareo ihany ny vahiny monina eo aminareo. Ary tiavo tahaka ny tenanao izy,+ fa efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany koa ianareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.