Levitikosy 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “‘Raha manao sorona iombonana ho an’i Jehovah ianareo,+ dia ataovy mba hahazoanareo sitraka aminy izany.+ 2 Samoela 24:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nanorina alitara+ ho an’i Jehovah teo i Davida, ka nanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Koa nohenoin’i Jehovah ny fitalahoana+ ho an’ilay tany, ka nitsahatra ilay loza namely ny Israely.
5 “‘Raha manao sorona iombonana ho an’i Jehovah ianareo,+ dia ataovy mba hahazoanareo sitraka aminy izany.+
25 Dia nanorina alitara+ ho an’i Jehovah teo i Davida, ka nanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Koa nohenoin’i Jehovah ny fitalahoana+ ho an’ilay tany, ka nitsahatra ilay loza namely ny Israely.