1 Samoela 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’izay andro izay i Ely dia natory tao amin’izay nisy azy, ary efa pahina+ ny masony ka tsy nahita izy. Salamo 90:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fitopolo taona no androm-piainanay,+Ary raha tena matanjaka izahay, ka mahatratra valopolo taona,+Dia indrisy fa feno zava-tsarotra sy fijaliana izany!+Mihelina ihany ny andron’ny taonanay, ka lasa manidina izahay.+
2 Tamin’izay andro izay i Ely dia natory tao amin’izay nisy azy, ary efa pahina+ ny masony ka tsy nahita izy.
10 Fitopolo taona no androm-piainanay,+Ary raha tena matanjaka izahay, ka mahatratra valopolo taona,+Dia indrisy fa feno zava-tsarotra sy fijaliana izany!+Mihelina ihany ny andron’ny taonanay, ka lasa manidina izahay.+