Deoteronomia 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Rehefa tafiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, ary maka izany ho fanananao sady efa monina ao,+ ka manao hoe: ‘Andeha aho mba hametraka mpanjaka hifehy ahy, sahala amin’ny firenena rehetra manodidina ahy’,+ 1 Samoela 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa io ny mpanjaka nofidinareo, izay nangatahinareo.+ Ary efa nanendry mpanjaka hifehy anareo i Jehovah.+ Hosea 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Aiza àry izay mpanjakanao mba hamonjy anao any amin’ny tanànanao rehetra,+ ary aiza izay mpitsaranao? Fa ianao ihany no niteny hoe: ‘Omeo mpanjaka sy andriana izahay.’+ Asan’ny Apostoly 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nitaky ny hanana mpanjaka+ anefa izy ireo taorian’izay. Koa nomen’Andriamanitra azy nandritra ny efapolo taona i Saoly zanak’i Kisy, lehilahy avy tamin’ny fokon’i Benjamina.+
14 “Rehefa tafiditra ao amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, ary maka izany ho fanananao sady efa monina ao,+ ka manao hoe: ‘Andeha aho mba hametraka mpanjaka hifehy ahy, sahala amin’ny firenena rehetra manodidina ahy’,+
13 Koa io ny mpanjaka nofidinareo, izay nangatahinareo.+ Ary efa nanendry mpanjaka hifehy anareo i Jehovah.+
10 “Aiza àry izay mpanjakanao mba hamonjy anao any amin’ny tanànanao rehetra,+ ary aiza izay mpitsaranao? Fa ianao ihany no niteny hoe: ‘Omeo mpanjaka sy andriana izahay.’+
21 Nitaky ny hanana mpanjaka+ anefa izy ireo taorian’izay. Koa nomen’Andriamanitra azy nandritra ny efapolo taona i Saoly zanak’i Kisy, lehilahy avy tamin’ny fokon’i Benjamina.+