1 Mpanjaka 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nanana lehibem-paritra roa ambin’ny folo i Solomona, teo amin’ny Israely rehetra. Izy ireo no namatsy sakafo ny mpanjaka sy ny tao an-dapany, ary nifandimby namatsy sakafo iray volana isan-taona izy tsirairay.+
7 Ary nanana lehibem-paritra roa ambin’ny folo i Solomona, teo amin’ny Israely rehetra. Izy ireo no namatsy sakafo ny mpanjaka sy ny tao an-dapany, ary nifandimby namatsy sakafo iray volana isan-taona izy tsirairay.+