Deoteronomia 33:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Izao no tsodrano+ nataon’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra,+ rehefa nitso-drano ny zanak’Israely izy talohan’ny nahafatesany. 1 Samoela 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nisy lehilahin’Andriamanitra+ tonga tany amin’i Ely, ka niteny hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Tsy efa nampahafantatra ny tenako tamin’ny ankohonan’ny razambenao ve aho, fony izy ireo andevon’ny ankohonan’i Farao tany Ejipta?+ 1 Mpanjaka 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nisy lehilahin’Andriamanitra+ niainga avy any Joda, noho ny tenin’i+ Jehovah. Ary tonga tany Betela izy, raha mbola nitsangana teo anilan’ny alitara+ i Jeroboama mba hanolotra setroka ho sorona.+ 2 Mpanjaka 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy ilay lehilahin’Andriamanitra: “Taiza ilay izy no nilatsaka?” Dia natorony azy ilay toerana. Nanapaka tapa-kazo avy hatrany i Elisa, ka natsipiny tao. Dia natsinkafony ilay lelam-pamaky.+
33 Izao no tsodrano+ nataon’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra,+ rehefa nitso-drano ny zanak’Israely izy talohan’ny nahafatesany.
27 Dia nisy lehilahin’Andriamanitra+ tonga tany amin’i Ely, ka niteny hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Tsy efa nampahafantatra ny tenako tamin’ny ankohonan’ny razambenao ve aho, fony izy ireo andevon’ny ankohonan’i Farao tany Ejipta?+
13 Nisy lehilahin’Andriamanitra+ niainga avy any Joda, noho ny tenin’i+ Jehovah. Ary tonga tany Betela izy, raha mbola nitsangana teo anilan’ny alitara+ i Jeroboama mba hanolotra setroka ho sorona.+
6 Ary hoy ilay lehilahin’Andriamanitra: “Taiza ilay izy no nilatsaka?” Dia natorony azy ilay toerana. Nanapaka tapa-kazo avy hatrany i Elisa, ka natsipiny tao. Dia natsinkafony ilay lelam-pamaky.+