1 Mpanjaka 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mbola nanao sorona teny amin’ny toerana avo+ ihany anefa ny olona, satria mbola tsy nisy trano naorina ho an’ny anaran’i Jehovah tamin’izany andro izany.+ 1 Tantara 16:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary i Zadoka+ mpisorona mbamin’ny rahalahiny mpisorona, no teo anoloan’ny tranolain’i Jehovah teo amin’ny toerana avo, tany Gibeona,+ 2 Tantara 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nankany amin’ilay toerana avo tany Gibeona+ i Solomona sy ny fiangonana manontolo. Tany mantsy ilay tranolay fihaonana+ izay an’Andriamanitra, dia ilay naorin’i Mosesy mpanompon’i+ Jehovah, tany an-tany efitra.
2 Mbola nanao sorona teny amin’ny toerana avo+ ihany anefa ny olona, satria mbola tsy nisy trano naorina ho an’ny anaran’i Jehovah tamin’izany andro izany.+
39 Ary i Zadoka+ mpisorona mbamin’ny rahalahiny mpisorona, no teo anoloan’ny tranolain’i Jehovah teo amin’ny toerana avo, tany Gibeona,+
3 Dia nankany amin’ilay toerana avo tany Gibeona+ i Solomona sy ny fiangonana manontolo. Tany mantsy ilay tranolay fihaonana+ izay an’Andriamanitra, dia ilay naorin’i Mosesy mpanompon’i+ Jehovah, tany an-tany efitra.