1 Samoela 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary mba nanala ny akanjony koa izy sady nanao hoatran’ny mpaminany teo anatrehan’i Samoela, ka nandry nitanjaka* nandritra iny andro iny sy ny alina tontolo.+ Koa izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: “Anisan’ny mpaminany koa angaha i Saoly?”+ Matio 13:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Nampianatra ny olona tao amin’ny synagoga izy+ rehefa tonga tao amin’ny faritra niaviany.+ Koa nitolagaga ireo ka niteny hoe: “Taiza no nahazoan’ilehio fahendrena toy izany sy fahaiza-manao fahagagana toy izao? Asan’ny Apostoly 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nibanjina an’i Stefana daholo izay nipetraka teo amin’ilay Fitsarana Avo,+ ka nahita fa sahala amin’ny tarehin’anjely ny tarehiny.+
24 Ary mba nanala ny akanjony koa izy sady nanao hoatran’ny mpaminany teo anatrehan’i Samoela, ka nandry nitanjaka* nandritra iny andro iny sy ny alina tontolo.+ Koa izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: “Anisan’ny mpaminany koa angaha i Saoly?”+
54 Nampianatra ny olona tao amin’ny synagoga izy+ rehefa tonga tao amin’ny faritra niaviany.+ Koa nitolagaga ireo ka niteny hoe: “Taiza no nahazoan’ilehio fahendrena toy izany sy fahaiza-manao fahagagana toy izao?
15 Ary nibanjina an’i Stefana daholo izay nipetraka teo amin’ilay Fitsarana Avo,+ ka nahita fa sahala amin’ny tarehin’anjely ny tarehiny.+