Nomery 16:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia tezitra be i Mosesy, ka hoy izy tamin’i Jehovah: “Aza mitodika hijery ny fanatitra varimbazaha atolony.+ Na ampondra iray aza tsy nalaiko taminy, ary tsy nisy nasiako ratsy izy ireo.”+
15 Dia tezitra be i Mosesy, ka hoy izy tamin’i Jehovah: “Aza mitodika hijery ny fanatitra varimbazaha atolony.+ Na ampondra iray aza tsy nalaiko taminy, ary tsy nisy nasiako ratsy izy ireo.”+