1 Samoela 11:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nisain’i Saoly+ tao Bezeka izy ireo, ka telo hetsy ny zanak’Israely, ary telo alina ny lehilahy anisan’ny fokon’i Joda. 1 Samoela 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary niala tao Gilgala i Samoela, ka niakatra nankany Gibean’i Benjamina. Dia nisain’i Saoly ny olona mbola teo aminy, ka eninjato lahy teo ho eo izy ireo.+
8 Dia nisain’i Saoly+ tao Bezeka izy ireo, ka telo hetsy ny zanak’Israely, ary telo alina ny lehilahy anisan’ny fokon’i Joda.
15 Ary niala tao Gilgala i Samoela, ka niakatra nankany Gibean’i Benjamina. Dia nisain’i Saoly ny olona mbola teo aminy, ka eninjato lahy teo ho eo izy ireo.+