FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tsarovy fa andevo tany Ejipta ianao,+ ka tanana mahery sy sandry nahinjitra+ no nitondran’i Jehovah Andriamanitrao anao nivoaka avy tany. Izany no antony nandidian’i Jehovah Andriamanitrao anao hitandrina foana ny andro sabata.+

  • Deoteronomia 16:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Aza mihinana zavatra misy lalivay miaraka amin’izany, mandritra ny fito andro.+ Mofo tsy misy lalivay, mofom-pahoriana, no hohaninao miaraka aminy, satria maika be no nivoahanao avy tany Ejipta.+ Amin’izay dia hotsaroanao mandritra ny androm-piainanao ny andro nivoahanao avy tany Ejipta.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara