FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hoy i Kaleba: “Izay mamely an’i Kiriata-sefera ka mahazo an’io tanàna io, dia homeko ho vadiny i Aksa+ zanako vavy.”

  • 1 Samoela 14:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Ary ireto avy ny zanakalahin’i Saoly: I Jonatana+ sy Jisvy ary Malkisoa.+ Ary ny anaran’ny zanany roa vavy dia Meraba,+ vavimatoa, sy Mikala,+ zandriny.

  • 1 Samoela 18:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Farany, dia hoy i Saoly tamin’i Davida: “Io i Meraba+ zanako vavimatoa. Izy no homeko ho vadinao,+ fa aoka fotsiny ianao hahery fo eo anatrehako ka hiady ny adin’i Jehovah.”+ Fa hoy i Saoly anakampo: “Aoka tsy ny tanako no hamely azy, fa ny tanan’ny Filistinina.”+

  • 1 Samoela 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia hoy i Saoly anakampo: “Homeko azy i Mikala mba hamandrihana azy,+ ka hamelezan’ny tanan’ny Filistinina azy.” Koa hoy i Saoly tamin’i Davida: “Ny iray amin’izy roa vavy no hahatonga anao ho vinantolahiko.”*

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara