FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 18:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nanafaka ahy tamin’ny fahavalo mahery izy,+

      Sy tamin’izay nankahala ahy. Nahery noho izaho mantsy ireny.+

  • Salamo 34:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Maro ny fahorian’ny olo-marina,+

      Nefa manafaka azy amin’izany rehetra izany i Jehovah.+

  • Isaia 54:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tsy hisy hahomby izay fiadiana amboarina hamelezana anao,+ ary homelohinao eo amin’ny fitsarana ny lela rehetra manohitra anao.+ Izany no lovan’ny mpanompon’i Jehovah,+ sy fahamarinany avy amiko”, hoy i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara